Gendarmerie | Autre | 3000000 Ar
Date: 2011 , Anosy – Amboasary Atsimo | Rapport #597
Nisy olona zanaka kolonely dia niteny amin'ny kolonely namany dia ilay kolonely mihintsy no manome ny valin'ny fanadinana an'ilay zazavavy ary mbola manome vola iany koa.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire