contribution

Accueil|contribution
Impôts | Autres | 15000 Ar
Date: 17-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #350

Handoha patente ny tenako tamin'izay, efa nandoha ny vola aradalana tamin'izany nefa tsy nety vita ilay izy. Nanontany ny antony maha ela ny fivoahan'izany ny tenako ka nilaza ny tao hoe miandry zavatra kely avy any amnao de vita io ka. Rehefa azondry zareo izay dia vita tokoa ilay izy.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire