Police | Circulation | Ar
Date: 08-10-2015 , Analamanga – Ankazobe | Rapport #803
ny dadatoako tompoko dia polisy misankan-dalana ireny. Nisy fiara lehibe nitondra hazo tsy misy taratasy anefa nosakanany. Nanome vola be azy anefa ny mpitondra an'io fiara io mba anafahany mande nefa tsy nanaiky nandray ilay vola izy fa naika hampiatra ny lalana. niantso olona anefa ilay tompon'ny fiara ka dia misy olo-manakaja ambony tonga teo amin'ny dadatoany ka nilaza hoe avelao izy handeha
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire