Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 19-07-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #977
Nisy mpianatra niveau B hifindra niveau C nanantona ahy tao amin'ny biraoko tao. Avy hatrany izy dia nanolotra vola ahy no sady narahiny resaka hoe: fire ty palia'o hahazoako noty hifindrako? Tonga dia noroahiko, mivoaka, miala ato fa zaho tsy mba manao izany. Tsy manjary ity.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire