Diplaoma bacc

Accueil|Diplaoma bacc
Education | Autre | 5000 Ar
Date: 10-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #666

Rehefa nandoa 30000ar any amin'ny BOA (droit de diplome ) dia tokony tsy andoa vola intsony nefa mbola nisy olona nampandoa ao amin'ny office du bacc amin'ny famoahana diplome , vola 5000ar.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire