Santé | Autre | 10000 Ar
Date: 22-11-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #821
Tamin'ny volana ambony teo, tao amin'ny hopitaly Befelatanana dia nisy toe-javatra toy izao, vao niditra ny hopitaly ry zareo dia nanontanian'ilay dokotera hoe "misy vola ve?" dia avy eo nisy olna hafa noraisiny fa izay mbola nividy fanafody dia tsy noraisiny mihitsy zay raha tsy nanome vola 10000 Ar. Ankoatra izy dia misy fanararaotana ataon'ny dokotera amin'ny fangalarana fanafody
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire