Santé | Paiement pour un service gratuit | 150000 Ar
Date: 11-04-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #822
Nanan-zanaka lahy kely ilay ramatoa izay voan'ny acident moto koa noentiny teny amin'ny hopitaly befelatanana, tonga teo izy ireo ka tsy noraisin'ilay dokotera raha tsy mandoa an'ilay vola 150000 Ar. Voatery nandoa vola ilay ramatoa satria tsy afaka ny hitsabo an'ilay zananny ilay ramatoa raha tsy nahefa an'io vola io.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire