droit au marché de zébu

Accueil|droit au marché de zébu
Services administratifs divers | Autre | 21000 Ar
Date: 2014 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #665

Nampandoavina vola 20000ar isan’omby izahay rehefa mivarotra ao an-tsena nefa raha ny tena izy dia efa nandoa droit ny mpivarotra 1000arisan’olona izahay. Ka izany no tokony hifampiresahana amin’ny tompon’andraikitra.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire