Passeport | Renouvellement de passeport | 110000 Ar
Date: 25-05-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #795
Nilaina maika be ilay passeport nefa filaharam-be hatrany antokotany dia vao tonga izay dia tonga dia nisy nandray antanana. Nentiny ny dossier rehetra dia nalaina koa ny vola droit sy izay ho anazy fa ny totaliny 550 000 fmg. dia vita tamin’iny andro iny ihany ilay passeport.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire