Endrika kolikoly hafa

Accueil|Endrika kolikoly hafa
Autre | Autre | Ar
Date: 26-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #838

Anisan'ny mampirongatra ny kolikoly eto Madagascar ny tsy firarahin'ireo ambaratongan'olona ohatra amin'izany ny polisy, ny manam-boninahitra isan-karaany, ny mpitondra, ny minisitra… Rehefa asaina mijoro vavolombelona ny akamaroan'izy ireo dia tsy mety no sady manda be tsy hanao izany. Ny tena tsikaritra @ izany ireo mpitandro ny filaminana izay manao tsolotra @ pitondra fiara-kodia

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire