enquete au niveau chef fokotany:naka vola tamin’ny mpanao enquete

Accueil|enquete au niveau chef fokotany:naka vola tamin’ny mpanao enquete
Fokontany | Autre | 150000 Ar
Date: 09-10-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #520

Nanao enquete teo anivon'ny fokotany iray izaho sy ny namako maromaro rehefa tonga tao amin'ny biraom-pokotany dia niteny ny sefo-pokotany fa tsy misy vahoaka ho azonareo ato amiko raha tsy manome vola ianareo.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire