Justice | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #572
Misy ragnaoko izay nenjehina ho nangalatra dia natao enquete tamin'ny zandary dia nampadoavina vola be izy hoe mba tsy ho gadra nefa izy tsy manam-bola dia tonga nalefa any am-ponja .
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire