Eo amin’ny sehatry ny fampianarana

Accueil|Eo amin’ny sehatry ny fampianarana
Education | Autre | Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #549

Nisy fitaovana nomen'ny UNICEF ny sekoly toy ny labasy hanaovana trano vonjimaika hianaran'ireo ankizy dia namidin'ireo tomponandraikitra avokoa sy nozarainy tami'ny fianakaviany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire