Examen BACC

Accueil|Examen BACC
Education | Autre | Ar
Date: 11-08-2011 , Menabe – Morondava | Rapport #989

Tamin'ny androny fanadinana no nitranga ity hadalana izay nataony ity chef de centre ity.Nilany vanina ireo ankamaroany mpianatra mpanao fanadinana ka niafara tamin'ny fandroahana mpianatra tao anaty salle d'examen kinandro dia nantsoiny ireo mpiantra ireo ka noteneniny hoe raha tianareo ho afaka fanadinana dia ataovy izay hifanarahana ary ometsika anareo izay mention ilainareo.Tezitra ireo mpianatra izay niharany izany ka tsy nanaiky izay zavatra nampanaoviny ary tsy nandoa vola mintsy na dia ariary.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire