Education | Obtention d’un certificat | 400000 Ar
Date: 16 septembre 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1157
Raha nandritra ny fotoana nanaovana fanadinana BACC iny dia nisy chef de centre iray izay sarotiny tokoa tamin'ny fanaraha-maso ny fanadinana setriny tsy ampiariny araka ny tokony hoizy ilay izy fa izay mpianatra tara na misy trousse eo amboniny tablen d'examen dia tonga dia avoakan'ilay mpianatra ary rehefa rava dia iresahany oe tsy maninona raha tsy manao fanadinana ianao fa raha mifanaraka tsika dia afahako BACC anao fa mandoa vola 400000Ar ary dia mahazo mention araka izay ilainao.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire