Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 28-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #721
Amin'ny fanaovana examen ahazoana permis de conduire eo akaikiny travaux Tsimbazaza dia manome vola ny mpanadina ireo mpiadina sasany ka afaka tokoa amin'ny valim-panadinana na hita zao aza fa tsy tokony ho afaka amin'izany. Marihina fa atao amin'ny valopy mihidy ilay vola na afenimpenina ihany koa.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire