fakana certificat de residence

Accueil|fakana certificat de residence
Fokontany | Actes administratifs | Ar
Date: 10 décembre 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #990

Rah nangala certificat de residence tao amin’ny biraon fokontany andakabe ny tenako dia saika tsy nomeny raha tsy nandoa vola 2000 Ar fa hoe lany zao ny taratasy dia mila mandoa vola ambony mba hampandehanana ny asa hono,voatery tsy maintsy nandoa zaho satria ilaiko maika ilay certificat de residence

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire