Fakana certificat de résidence

Accueil|Fakana certificat de résidence
Fokontany | Actes administratifs | 5000 Ar
Date: 08 Avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1194

Misy concour izay hataoko izay nilaiko certificat de residence.raha vao tafiditra taoamin'ny birao anefa zaho dia niteny oe hangala ceritficat de residence de ataoinona asany ilay chef FKT,anaovako concour dia teomoa izy fa 5000 ar no sarany aloanao satria dia efa lafo no concour ambony no ataonao.tsy nahateny moa ny tenako satria tampoka be amiko ilay izy ka naloako ihany sao dia hisy fiatsaikany tanteraka.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire