Fakana diploma

Accueil|Fakana diploma
Education | Obtention d’un certificat | 2000 Ar
Date: Septembre 2014 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1105

ilaharana ny maka diplôme sy manao legalisation eny amin'ny office du Bacc. Ilako maika anefa ny ahy ka tsy maintsy niangavy aho tamin'ilay responsable mba amboary aingana ny diplôme-ko. Nanaiky izy saingy nangataka takalony. Tsy maintsy nanome vola aho satria maika

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire