Education | Validation d’une licence | 15000 Ar
Date: 14-07-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #983
Hanao soutenance aho ny alakamisin'io andro io. Nampodin'ny ramatoa direktera aho fa tsy an-tànako ny dipilaomako Licence. Naka ny dipilaomako tao amin'ny birao miandraikitra izany eny amin'ny faculté aho: haka ny dipilaomako aho tompoko hoy aho fa hanao soutenance ka io ihany no sakana. Mila omenao frais taxi aho hoy izy fa vita tsara io ary haingana. Nomeko 5000 AR izy dia nody aho. kanjo nony ampitso mbola tsy vita ilay izy fa mbola notakiany indray aho ka voatery nanome 10000 Ar hamitany haingana ny dipilaomako. Nataoko izany fa maika hanao soutenance aho.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire