Fakana position militaire

Accueil|Fakana position militaire
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 5000 Ar
Date: Avril 2016 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1121

Naka an’ilay position militaire efa nateriko efa iray volana lasa aho nefa mbola tsy vita foana. Gaga aho anefa fa ireo nanatitra taty aorinako efa nahazo ny azy avokoa. Voatery nanontany an’ilay militaire aho ny antony ary nanambara izy fa nanome vola kely zareo dia vita aloha. Tsy maintsy nanome vola kely aho

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire