Fakana vola tsy ara- dalana

Accueil|Fakana vola tsy ara- dalana
Education | Obtention d’un certificat | 200000 Ar
Date: Juin 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1425

Tompon'andraikitra iray miasa ao amin'ny SISCO Toliara I dia miray tsikombakomba amin'ny ray aman-drenin'ny mpianatra izay haka fanadinana CEPE farany teo, ka mitaky vola izy amin'izany isaky ny ray aman-dreny mba ho afindra kilasy ilay zanany.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire