Fakana vola tsy ara-drariny

Accueil|Fakana vola tsy ara-drariny
Gendarmerie | Autre | 20000 Ar
Date: 02-11-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #974

Tonga tao amin'ny biraon'ny gendarmerie Antsianaloky aho hanontany ny renseignement ny concours élève gendarme. Ramatoa gendarme iray no nandray ahy, ento aty hoy izay iny kahie an-tànanao iny hanoratako azy. Kinanjo rehefa vita ilay soratra notakiany crédit aho ho solon'ny asa nataony. Kanefa zaho tsy nifanaraka aminy ny amin'izany. Tsy nitondra vola aho hoy aho taminy fa omeo ahy ihany ny nomeraon'ny findainao handefasako azy. Tsy nanaiky izy dia nandeha aho ary misy ny posiko fa izaho no tsy te-hanome mihitsy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire