Gendarmerie | Autre | 2000 Ar
Date: 02-11-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #975
nanao visite toïse tao amin'ny toby miaramila jeneraly Mahasampo ao Tanambao aho tamin'ny maraina teo. Amin'ny telo tolakandro hoy izy mipodiana haka ny valiny. Tonga haka ny valiny visite tamin'ny ora nifanomezana aho, kanjo notakiany vola aho fa raha tsy izany hoy ampamakiko ireo soratra maro be ireo sy ankana rà no sady jerena koa ny vodinao sao dia misy hémoraïde. Naniaky ny handoa ny vola aho fa sao dia inapte eo ka tsy ho afaka hanao concours élève gendarme.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire