Education | Autre | 2000000 Ar
Date: 08-11-2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #976
Nandeha aho sy ny namako iray nanontany ny fikarakarana ny antonta taratasy ilaina amin'y concours ao amin'ny ENS. Nohazavain'ny Ramatoa secretaire tamiko ny momba izany ka dia mazava. Nony nivoaka izahay dia nifanena tamin'ny directeur teo ambany vodi-nimo ka niresadresaka taminy teo. Nony ela ny resaka dia nanontany aho hoe firy marina no horaisina amin'ny mpianatra? Efa mipetaka eo amin'ny tabilao ny isany halaina fa raha manana 2000 000 ianareo dia afaka. Tsy haiko intsony ny havaliko ka dia voatery tsy maintsy nanao veloma aho tamin'izay.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire