Fakana vola tsy ara-drariny

Accueil|Fakana vola tsy ara-drariny
Education | Autre | 1000 Ar
Date: 10-10-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #980

Navorin'ny  chef SASSC izahay mpilalao rehetra ekipan'ny Oniversiten'ny Toliara. Nanapaka izy fa tsy maintsy mandoa vola izahay rehetra hanamboarana badge fa tsy ampy ny volantsika. Tsy nanaiky izahay satria fantanay fa fanambakana olona izany no sady fakana vola tsy ara-drariny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire