Famangiana voafonja

Home|Famangiana voafonja
Autre | Autre | Ar
Date: 11-02-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #900

Raha mba nandeha namangy olona tany amin fonja ny tenako dia tsy navelanireo mpiambina ao fa mila mandoa vola amindreo vao afaka mijery sy mamangy,anisany malahelo ny tenako satria dia na famangiana dia andoavam-bola avokoa 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Leave A Comment