Famonoana olona

Accueil|Famonoana olona
Justice | Jugement | Ar
Date: 11-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #513

Olona efa-dahy :olona roa lahy milaza fa nivarotra basy ,ny roa lahy kosa hividy hatao fiarovan-tena (omby) . Ny roa lahy hividy basy nopoizin'ireto roa lahy mba hahazoana ilay vola tany aminy, tamin'ny alalany zava-pisotro. Lasan'ireto roa lahy ny vola mitentina 25000ar ary narary tany amin'ny hopitaly. Namahora nandritra ny herinandro. Tsy maty izy ireo . Nitsoaka nandositra tany Miandrivazo ireto nanampoizina . Nosamborin'ny zandary teto Morondava ireto olona namono, ary niaiky fa nataon'izy iero ilay izy . Kanjo rehefa tonga tao amin'ny tribonaly ida voatsotra ireo olona ireo satria nandoa vola ary nivarotra fananana mihintsy. Fa tsy mety gadra ve ny Mpitsra?

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire