Justice | Jugement | 30000000 Ar
Date: 05-09-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #826
Niharan'ny trangan'na kolikoly toy izao ity tovolahy iray ity fa hoe nisy namono ny namany ka nitory avy hatrany tany @ tibonaly. Maty ity namany ity ka nametraka fitarainana tany @ fitsarana saingy nolavin'ny fitsarana ny fitoriany satria noteren'ity farany handoa vola mitentina 150.000.000 Fmg ilay olona raha tsy izany tsy afaka mamoaka ny didim-pitsarana izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire