Famonoan’olona

Accueil|Famonoan’olona
Justice | — Choisissez le sujet — | 30000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #708

Niharan’ny tsanga na kolikoly toy izao ity lehilahy iray ity fa hoe nisy namono ny namany ka nitory avy hatrany tany amin’ny tribonaly. Maty ity namany ity ka nametraka fitarainana tany amin’ny fitsarana saingy nolavin’ny fitsarana ny fitoriany satria noteren’ity farany handoa-vola mitentina 30000ar, ilay olona raha tsy izanytsy afaka mamoaka ny didim-pitsarana izy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire