Justice | Jugement | 10000000 Ar
Date: 2017 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1388
Miroborobo ny kolikoly amin'izao fotoana izao satria na ny mamono olona dia votsotra maimaimpoana nohon'ny fanomezan'ny mpamono vola ilay mpitsara miendrika amin'ny fanjaka kolikoly tena henjana izany nefa miroborobo amin'izao fotoana izao.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire