Famonona olona (Fanampoizinana)

Accueil|Famonona olona (Fanampoizinana)
Justice | Date de tenue d’une audience | Ar
Date: 27-11-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #776

Olona efa-dahy : 02 lahy milaza fa mivarotra sary ny 02 lahy kosa hividy hatao fiarovan-tena (omby). Ny 02 lahy hividy basy nopoizin'ireto 2 lahy mba hahazoana ilay vola tany aminay ; tamin'ny alalany zava-pisotro. Lasan'ireto 2 lahy ny vola mitetina 25 000 000Ar ary narary tany amin'ny hopitaly. Tsy maty anefa izy ireo. Nitsoaka nandositra tany Miandrivazo ireto nanampoizina. Nosamborin'ny zandary teto Morondava ireto olona namono, ary miaiky fa nataon'izy ireo ilay izy. Kanjo rehefa tonga tao amin'ny tribunal dia vototra ireo olona ireo satria nandoa vola nivarotra fananana mihitsy. Fa tsy mety gadra ve ny mpitsara

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire