Fampianarana

Accueil|Fampianarana
Education | Autre | 5000 Ar
Date: 28-05-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #348

Haka ny Autorisation à Enseigner aho teo amin'ny Cisco Analakely, tsy nety vita ilay izy nefa efa 8 volana taty aorian'ny nanaovako ny fangatahana izaho niverina io. Rehefa ande ivoaka iny aho dia nisy madama iray nanantona ahy ary nilaza moramora tamiko fa efa vita ao ange le izy hoy izy fa raha tsy manome vola ianao tsy homeny zareo io. Tsy nety nandoha izany aho ary dia mbola miandry hatramin'izao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire