Education | Autre | 300000 Ar
Date: 15-09-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #366
Nametraka taratasy fangatahana ampianatra tamin'ity lycée anakiray ao arinimamo ny tenako, nampianatra tao mo za efa elaela izay. Tany amin'ny voalohany dia nilaza ny tao amin'ny tompon'andraikitra fa ho raisina mpiasam-panjakana ny tenako. Tamin'izany dia nangalin'ny tao vola izaho ho entina hanatanteraha izany. Hatramin'izao aloha dia mbola tsy mpiasam-panjakana ny tenako nefa ny taratasy efa feno efa ela dia ela ary efa any amindry zareo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire