Police | Circulation | 15000 Ar
Date: 10 avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1170
izaho dia mpitondra moto ary indray andro sendra hangala mpianatra aho dia mihoatra ny olona noentiko nefa fantako ilay izy fa tsy mety izany kanefa tsy maintsy hoentiko izy ireo ka nosakanana ireo police izahay no tazominy teo ka voatery tsy maintsy nanome kely anireo police ny tenako mba ahafahanay mandeha satria mbola hiverina hianatra ireo zaza ireo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire