Fampiasana lalana amin’ny RN 35

Accueil|Fampiasana lalana amin’ny RN 35
Gendarmerie | Circulation | 20000 Ar
Date: 23 avril 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1210

Chauffera ny tenako ary mampiasa ny lalana RN 35 io izay mivezivezy amin'ny ary anatiny iray andro dia 10fois mnadalo eo ny tenako ka isakiny mandalo eo dia mandoa 2000 Ar omena an'ireo be moto ireo fa raha tsy zay dia ialainy lerony vanina dia tsy avelany mandeha 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire