Fampidirana compteur vaovao amin’ny JIRAMA

Accueil|Fampidirana compteur vaovao amin’ny JIRAMA
Eau et électricité | Installation d’un point d’accès | 600000 Ar
Date: 10 décembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1351

Nanao fangatahana compteur tany amin'ny JIRAMA moa ny tenako izay efa ela ihany nefa dia mbola tsy nisy valiny ihany fa avezivezindreo teo ihany.Tsy maintsy nitady hevitra tamin'ilay tompon'andraikitra ambony moa izahay ka voatery nitady fifampiraharahana ka voatery nanome vola 600000 Ar noho izany afaka une semaine dia iny ny JIRAMA fa tonga nametaka sy nampiditra ny jiro.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire