Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 13-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #825
Zanaka mpiasan’ny ministera retirety natao hisolo an-drainy eo amin’ny toerany ka tsy noheken’ny lehiben’ny ministera fa nosolina hafa. Ny lalĂ na manko hoy ity tovolahy ity hoe raha misy olona retirety amin’ny asany avy amin’ireny orinasam-panjakana ireny dia tokony ny zanany no mandimby azy
Le citoyen n’a pas demandĂ© Ă  ce que le rapport soit partagĂ©
							
															
			
			
											
									
Leave A Comment