Eau et électricité | | Ar
Date: 2015 , Menabe – | Rapport #510
Izao rangaha ny zava-misy eto Morondava ,izahay dia nametraka fangatahana compteur teny amin'ny JIRAMA dia tsy vohavaly mihitsy ny fangatahanay nefa misy trno izay mbola miory nefa efa misy jiro sy rano sa izahay ranga tsy misy vola.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
Laissez un commentaire