Education | Accès à l’école | Ar
Date: 01 septembre 2012 , Menabe – Morondava | Rapport #1161
Raha nampiditra ny zanako hianatra tao amin CEG dia nisy mpampianatra iray niteny tamiko oe tsy mila mandalo fitsapana intsony zanakao raha mifanaraka isika,tsy nanaiky n izany moa ny tenako fa tsy maintsy nampanaoviko an ilay fitsapana fa tsy maninona ny zanako rehefa tsy tafiditra fa ampidiriko amin'ny toerana hafa indray
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire