Fampidirana mpiasa

Accueil|Fampidirana mpiasa
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 06-06-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #802

Any amin'ny orinasa iasan'ny dadany tompoko, rehefa handray mpiasa vaovao dia manao an'ireny avis ireny kanefa efa voaray mialoha daholo ireo olona ireo, ary fianakavian'ireo lehibe ao amin'ny orinasa avokoa izany

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire