Fampidirana mpiasa

Accueil|Fampidirana mpiasa
Entreprise publique | Recrutement | 30000 Ar
Date: 05-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #830

Nitady asa teny Zone Fanche Andraharo aho. Maro ny ankizy niandry teo am-bavahady fa hoe mandray mpiasa tamin'io. zay olona nanana 30000 Ar anefa no noraisin-dry zareo satria mody nolazaina fa hoe mpiasa efa tranainy ireo olona ireo. Dia izay tsy mandoa an'io vvola io dia tsy tafiditra miasa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire