Secteur privé | Autre | 30000 Ar
Date: 21-06-2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1043
Nikarakara asa izahay tao amin'ny projet anankiray dia notakian'ny mpiasa iray vola, amin'izay tsy mandalo entretien fa tonga dia miasa. Niafarany hatramin'izao dia tsy re ty momba azy. Vola 30 000 ariary mba omena an'ny tompon'andraikitra ao.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire