Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 18-08-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #901
Raha nisy fifaninana fandraisana mpiasa tao amin'ny jirama dia hita fa vola avokoa no mahatafiditra satria raha vao avy nanao teste écrit ny tenako dia nisy olona izay akaiky an directeur no niteny tamiko fa raha mahay mifanaraka aminy hono zaho dia tonga dia tafiditra fa tsy mandalo entretien koa.Nefa zaho na ariary tsy ananako ka voatery nandà izany aho indro tokoa tsy nisy intsony ny tohiny ilay izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire