Fanadinana BEPC

Accueil|Fanadinana BEPC
Education | Obtention d’un certificat | 200000 Ar
Date: 03 juillet 2011 , Menabe – Morondava | Rapport #1187

Manana zanaka hangala BEPC ny tenako,rehefa vita anefa izany dia misy namany zanako akaiky azy izay niteny taminy fa misy olona izany resahany mamany izay mitsarana ny fanadinana ao ka niteny taminy oe tokony amboarinao zahona omenaokely fa arahikomaso akaikyny kopian-janakao fa otrany misy olana tokoa nenazy ny kopieny ao zay ka zay anantonakoanaoio mba hanamboarana izany.zarako aza satria ilay zanako mitaraina foanafa marony zavatra tsy hainy.Voatery tsy maintsy nanome ilay mpitsara aho satria tiako ho afaka ny zanako.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire