Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 04 juin 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1186
Mpianatra Classe de 4em ny tenako,manana olana tokoa zaho teoamin'ny mpampianatra iray satria dia nilainyzaho"nitoriany fitiavany fa hoe tiany" tsy nanaiky izany anefa aho fa izy aza efa RADbe no sady mpampianatra ka aleoko tsy namaly ny fangatahany.tezitra amiko izy ka hatraminy zavatra ataoko dia ilainy vanina avokoa ka miafara amin'ny tsy fanomezana naoty izany rehetra izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire