Fanadinana iditra gendarme

Accueil|Fanadinana iditra gendarme
Entreprise publique | Recrutement | 600000 Ar
Date: 05 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1166

Tamin'ny fotoana nanaovana fanadinana fidirana mpianatra ho zandary dia namonjy ahy moramora ilay mpiambina tamin'ny salle d'examen fa hoe mila mandoa vola 30000 ianao dia omeko anao ireo sujet ambiny na raha vonona ianao dia mandoa vola 600000 ar fa harahiko ny feuille de copie-nao.tsy nanaiky izany moa ny tenako fa aleo miaina amin'ny ara-dalana

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire