Gendarmerie | Circulation | 15000 Ar 
Date: 27-08-2016 , Alaotra Mangoro – Ambatondrazaka | Rapport #732 
izaho dia mitondra camion.
Mankany Andaingo-Ambohimena aho maka hazo, dia tsy maintsy manomana vola hatramin'ny 15.000Ar aho atao anaty papier; 2000Ar isakin'ny misy manakana ny zandary , fa raha tsy izany dia ilainy vaniny na ara-dalàna avokoa aza ny taratasy na ny entana hoentina.
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment