Fanamboarana CIN

Accueil|Fanamboarana CIN
Etat Civil | — Choisissez le sujet — | 10000 Ar
Date: 18 septembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1241

Very karatra aho,nisy ilaiko karatra maika handraisana vola,tonga tao min'ny birao aho ary nolazain'ny mpanao azy fa afaka tapa-bolana  vao vita,nefa zaho sahirana,karakarao aho fa hitady fomba ahavitana azy haingana,voatery nitady vola aho nomena azy dia vita vetivety ny karatra

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire