Fanamboarana CIN

Accueil|Fanamboarana CIN
Etat Civil | Acte de naissance | 10000 Ar
Date: 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1256

Raha nanamboatra karatra ny tenako tao amin'ny kaominina ambany vohitra bemanonga dia niteny tamiko ilay delegué fa tsy misy reni-karatra koa aty amiko fa raha mitady ianao dia mahita zaho fa vidiana 10000AR.Voatery tsy maintsy nividy moa ny tenako satria tena ilaiko maika ilay izy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire